Teny iditra mangontsina (hontsina)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mari-koditra, mahatsiaro ny hatsiaka na ny harariana mikaretsadretsaka eran' ny tena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to shiver, to shudder, from cold, fear, or bites of poisonous insects. [Richardson 1885]
Endriteny 
mangontsina
nangontsina
hangontsina
mangontsìna

Teny iditra mangontsìna (hontsina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangontsina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/06/02