Teny iditra |
mangopetaka
(hopetaka (petaka))
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra mipetaka be na mipetaka mihanaka makadiry: Nony sitrana ilay fera dia nisy takopery nangopetaka nanarona azy ~ Mangopetaka amin' ny rindrina ny rihitra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Spread, somewhat diffused. [1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mangopetaka |
Ny lasa : |
nangopetaka |
Ny hoavy : |
hangopetaka |
|
Tsipelina hafa |
|
Teny iditra |
mangopetaka
(kopetaka (petaka))
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Jereo kopetaka
[1.62]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mangopetaka |
Ny lasa : |
nangopetaka |
Ny hoavy : |
hangopetaka |
|
|