Teny iditra mangorakoraka (horakoraka (horaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangorakoraka ny mahantra io vehivavy to
Famaritana anglisy to be moved with pity or compassion; to be stirred in one's heart [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay s'apitoyer, être ému [Hallanger 1974]
Endriteny 
mangorakoraka
nangorakoraka
hangorakoraka
mangorakoraha
Fitovian-keviteny mangoraka

2013/04/02