Teny iditra mangorona (horona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manodina hivoromborona: Mangorona tady
¶ Mampirina, mandanona: Indreny mangorona ny lamba mihahy ny mpanasa lamba
¶ Maka miaraka, mifaoka: Mangorona ny tsy manan-karatra, hono, ny polisy
¶ Manangona, mamory tsy misy fetra: Mangoron-karena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to roll up; to take over confiscated property; to hunt for game or for fugitives [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay enrouler, rouler; confisquer, rafler; chasser du gibier ou des fuyards [Hallanger 1974]
Endriteny 
mangorona
nangorona
hangorona
mangoròna

Teny iditra mangoròna (horona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangorona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/06/02