Teny iditra mangorontsina (horontsina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatsiaro fanaintainana mafy manaikitra toy ny afitsoky ny gaotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangorontsina
Ny lasa : nangorontsina
Ny hoavy : hangorontsina
Tovy hevitra mangorontsona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05