Teny iditra mangotsoka (hotsoka)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsoka ny tongotro izany
¶ Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to ache, as a boil or rheumatism [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   avoir des douleurs sourdes, comme un rhumatisme [Hallanger 1974]
Voambolana  
Ny bikany  
mangotsoka
nangotsoka
hangotsoka
Fitovian-keviteny   mangotsokotsoka

Teny iditra mangotsoka (hotsoka)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana frantsay   sentir vivement sa déception ( gaina) [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana  
Ny bikany  
mangotsoka
nangotsoka
hangotsoka

Nohavaozina tamin' ny 2016/03/28