Teny iditra mangovitra (hovitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatsiaro toa mihetsiketsika ny tena manontolo noho ny hatsiaka: Namirifiry ny hatsiaka; nangovitra izy amin' ilay didimananjara keliny ambony lohalika
¶ Matahotra izaitsizy: Nangovitra aho raha vao nahare ny feon' ilay biby
Mitovy hevitra: manaran-defona ~ mari-koditra ~ mifihifihy ~ mihararetra ~ mihena velona ~ mihorohoro ~ mihoron-koditra ~ mihovotrovotra ~ mipararetra ~ mitora-kovitra ~ mivihivihy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to shiver, to shake [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay avoir des frissons, trembler [Hallanger 1974]
Endriteny 
mangovitra
nangovitra
hangovitra
mangovita
Teny nalaina 

Teny iditra mangovitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Betsileo] (de hovitra : frisson). Spilanthes acmella (L.) L. (Asteraceae). Cette plante a une saveur brûlante et quand on en consomme trop, elle a la réputation de faire frissonner, trembler. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Spilanthes acmella

2019/08/17