Teny iditra | mangozohozo (hozohozo) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mivembena noho ny hahiazana Osa, reraka, mivembena fandeha: Antidahy efa mangozohozo io ka tsy tantananao [1.1] | ||||||
Ohatra | Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara- milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro
[2.470] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | mihozohozo | ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mangozohozo io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |