Teny iditra mangy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Faritra somary mibontsina eo amin' ny foto-tsofina: Olona be mangy [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Endriteny 
mangy
mangiko
manginao
manginy
mangintsika
manginay
manginareo
mangin'
mangin-
mangim-
Tsipelina hafa 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mangy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanampy, tombo: "Kely ny vola maty ary ny havizanana manginy fotsiny", hoy Rakoto avy nivarotra mangahazo tany antsena [Rajemisa 1985]
 tombony [SLP 1986]
Famaritana frantsay accessoires; surplus, excédents [SLP 1986]
Endriteny 
mangy
mangiko
manginao
manginy
mangintsika
manginay
manginareo
mangin'
mangin-
mangim-
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mangy
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tanala] (sens général : surplus, supplément à une récolte). Nom donné à des arbres qu'on laisse dans les cultures et dont les fruits constituent une récolte supplémentaire. Ce sont surout : Symphonia microphylla (Hils. & Bojer ex Cambess.) Benth. & Hook. f. ex Vesque (réf. Service Forestier 6351) et Symphonia tanalensis Jum. & H.Perrier (Clusiaceae), réf. Decary 5335. Les graines servent à préparer une sorte de beurre végétal. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Symphonia microphylla, Symphonia tanalensis

2019/06/03