Teny iditra mania (sia)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandeha amin' ny lalan-diso: Ondry mania
¶ Miala amin' ny lalan' ny fahamarinana [Rajemisa 1985]
Ohatra   Fatory kofehy tsirairay ny tongotr' ondry, ka afatory amy ny valahanao, ka izay mania dia sariho hiverina. [Rabezandrina: Ikotofetsy]

Teny iditra mañia
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mitory amin'ny Fanjakana [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] manenjika [Rakotosaona 1972]

Teny iditra Mania
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Famaritana malagasy   Renirano. 280 km. [3.1]
Famaritana frantsay   Grande rivière de la région nord du Betsileo, affluent de la Tsiribihina. Au contraire du Mahajilo, autre affluent de ce fleuve et qui draine les eaux du versant ouest de l'Ankaratra, la Mania draine celles du sud de l'Ankaratra après avoir pris sa source dans la forêt de l'est sous le nom de Fisakana, dans la région est du canton de Miarinavaratra. Elle traverse les sous-préfectures de Fandriana et d'Ambositra, et sépare celles de Betafo et d'Ambatofinandrahana. Sur sa rive gauche, la Mania reçoit l'Ivato, l'Imorona, l'Ikoly, la Menala et la Sakeny qui dévale du massif de Makay et, sur sa rive droite, la Fitanamaria, la Sakorendrika, la Manandona qui descend de l'Iankina, l'Isakely et la Iandratsay qui passe près de Betafo. [Rajemisa 1966]
Ohatra   Andriambelosalama teo avaratry ny Mania [Callet: Tantara]
Voambolana  
Sary  

2012/06/07