Teny iditra manidy (hidy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manao izay tsy hahafahan' ny varavarana, vavahady, hidin-drano..., mivoha: Nanidy varavarana tamin' ny karetsaka tzy dia lasa natory
¶ Misakana na mandrara tsy hahazoana mandeha: Misy didy manidy ny lalana miankandrefana fa misy are. tf-mifindra, hono, any [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
manidy
nanidy
hanidy
manidia

Teny iditra mañidy
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mampiseho ny andrianify [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/05