Teny iditra mañifitse
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] misolovava [1.78]

Teny iditra manifitse
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] mibaby, mitondra baby [1.78]

Teny iditra mañifitse
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Mampiasa sifitse [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/08