Teny iditra manifotra (hifotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mameno, manentsina, manampina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manifotra
nanifotra
hanifotra
manifora

Teny iditra manifotra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy ilazana ny tany mafy ny ambony nefa malemy ny ambany
¶ Entina milaza koa ny olona mora kivy raha mbola tsy nanandrana akory [Rajemisa 1985]

2013/04/02