Teny iditra manify (nify)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy matevina, kararavina: Taratasy manify
¶ Tsy mifanety, tsy mikitroka: Efa ho soja Ramatoa iny fa manify dia manify ny volony
¶ Tsy dia manankarena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy thin (not of liquids) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être mince, peu serré, clairsemé
¶ être peu riche [Abinal 1888]
 mince [Hallanger 1974, SLP 1986, Rajaonarimanana 1995]
 peu épais [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay fin [SLP 1986]
Sampanteny 
Endriteny 
manify
nanify
hanify
manifisa
Ohatra Setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Teny nalaina 

2015/03/10