Teny iditra | maniho (kiho) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manambintana mifanohitra amy..., manosika ny,., (fiteny indrindra amin' ny fanandroana sy amin' ny fomban-piteny vitsivitsy) [1.1] | ||||||
Mamely don-kiho [1.13] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | Donner un coup de coude [1.13] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny maniho io | ||||||
Fivaditsoratra | homañy, maniho, manohy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |