Teny iditra manihy (hihy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanala] mikiky, mikory [Rakotosaona 1972]
 [ mañihy ] [Tanosy] mikiky [Rakotosaona 1972]
 Mikiky (hazo); manala ny hodi-malemy (mangahazo); manala ny voany amin' ny babin-katsaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manihy
nanihy
hanihy
manihisa

Teny iditra mañihy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] mamatra [Rakotosaona 1972]

2010/05/05