Teny iditra manila (ila)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mametraka ery an-tsisintsisiny: Lasa nanila ilay vatan-kazo nibahana teo afovoandalana izy sao mandratra
¶ Mamely, mihinana ny ilany: Nanija ny mofo ny voalavo / Manila izany orana izany
¶ Mitoetra, mijoro eo akaiky, mandalo eo akaiky: Manilany azy ny tanimbarinay ka izany no mahatonga anay hiady rano. / Soa ihany fa nanila ny tanimbolintsika ny havandra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to pass on one side. Chiefly applied to the rain. [Richardson 1885]
Endriteny 
manila
nanila
hanila
manilà

Teny iditra manilà (ila)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manila [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/02