Teny iditra manilaka (silaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manendaka sombiny amin' ny zavatra iray [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to splinter, to split off [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay écailler, détacher par les éclats [Hallanger 1974]
Endriteny 
manilaka
nanilaka
hanilaka
manilaha

2012/06/06