Teny iditra manilakila (kilakila)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoriporitra, mamozafoza, mandevilevy, ratsy fitondra
Mitovy hevitra: mikitakita [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manilakila
nanilakila
hanilakila
manilakilà

Teny iditra manilakilà (kilakila)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manilakila [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/02