Teny iditra manilatra (silatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manendaka sombiny kely [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manilatra
nanilatra
hanilatra
manilara

Teny iditra manilatra (silatra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Dimbana kely [Rajemisa 1985]

2010/05/14