Teny iditra manilingily
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mandrebireby, mananihany, mihanihany, manorisory: Marena tsara lehiroa f'aja mangilingily eo koja anao (mipetraha tsara letsy ialahy fa aza manorisory eo) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31