Teny iditra manilo (tsilo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manindrona: Manilo ny tsilo. / Manilo ny rantsan' ny vonindraozy [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
manilo
nanilo
hanilo
maniloa

Teny iditra manilo (ilo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] manazava, mitsilo [Rakotosaona 1972]
   [Bara] manazava [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/05