Teny iditra manindao sidina (indao, sidina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy tsy mahavoa, mivaona any amin' ny tsy izy, manadino hafatra [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to miss the mark in throwing [Richardson 1885]
Fandikana frantsay Manquer son vol. Se disait de celui qui oubliait une commission ou la faisait à rebours ; se disait aussi des ivrognes qui marchaient hébétés par l'alcool [Veyrières 1913]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31