Teny iditra manindasinda
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mampiakatra, manokatra, manangan-day(sambo, lakana, ets): Tsa hanindasinda zamana fange mampipoake zana-bo ao [1.78]
Tovy hevitra maninda

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20