Teny iditra manindrahindra (hindrahindra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandrotsirotsy; manasohaso, mandokadoka mba hamitaka, manao lela mamy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To toss a child playfully; to make light of a person [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Balloter, balancer, faire sauter entre les bras [1.3]
 Balancer et faire sauter un enfant; se jouer de quelqu'un [1.8]
Ohatra 
1aty aminareo fararanom-bahiny
any aminay fararanom-bahoaka
aty aminareo trano be tsy omby roa
any aminay lapa lehibe tia maro
mitaiza zaza be lelo
ka samy manindrahindra ny azy
[2.131]
2Mety ho azo adika ho firaisana tsikombakomba izany, amin’ny farany, avy amin’ireo izay manindrahindra ny demokrasia [4.27]
3Endrey izato fanombanan' i Tovo ity zanak' olona vao nividianany akanjo tsara tarehy ka mijery azy manindrahindra ny volony eo an-tokotany [2.895]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manindrahindra
Ny lasa : nanindrahindra
Ny hoavy : hanindrahindra
Filaza mandidy : manindrahindrà
Ohabolana 

Teny iditra manindrahindrà (hindrahindra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manindrahindra [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20