Teny iditra maningana (singana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manavaka, manova singana
Tsy manao ohatra ny be sy ny maro, miavaka: Mahagaga kosa fa maningana amin' ny mpianatra rehetra Isambilo
Tsy mitovy amin' ny rehetra: Matetika amin' ny tapirahalahy na mpianadahy no misy iray maningana ka tsy tafita amin' ny fianarana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Faire aller seul, isoler, dépareiller, rendre impair; aller seul, se séparer, faire bande à part: Aza maningana amin' ny be sy ny maro (Ne faites pas bande à part, ne vous distinguez pas des autres par des excentricités) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maningana
Ny lasa : naningana
Ny hoavy : haningana
Filaza mandidy : maninna

Teny iditra maningàna (singana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maningana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20