Teny iditra maningotra (singotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maka, misambotra amin' ny tady vavararana: Maningotra omby
¶ Manao amparapaingo: Iza no naningotra ity akoho ity tahaka izao?
¶ Mamandrika amin' ny teny misy fitaka: Aza manaiky hanoratra iza. ny teny izany fa mety haningotra anao ireo teny ireo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
maningotra
naningotra
haningotra
maningora
Teny nalaina 

2010/05/14