Teny iditra |
maninjara
(tsinjara (zara))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mizara ho tokony maro: Manatsinjara voankazo Mivarotra tsipotika: Maninjara na manatsinjara hena no asany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To sell at retail [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Vendre au détail [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
maninjara |
Ny lasa : |
naninjara |
Ny hoavy : |
haninjara |
Filaza mandidy : |
maninjarà |
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
maninjarà
(tsinjara (zara))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maninjara
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Tovy hevitra | |
|