Teny iditra mañino
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano, Tambahoaka] maneno [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mañino (ino)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] maninona, nahoana [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] inona (maninona): Mañino laha mianatre (maninona raha mianatra) [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra ino

2010/05/06