Teny iditra manintsana avido
Singan-teny manintsana ; avido
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: manomboka [1.1]
Ohatra Izay ary no tehin-dava manintsana avido sy sava ando manajary ny dia, mitondra any amin’ny votoatin-dresaka izay tsy inona fa ny hetahetan’izato Andriamatoa efa nomenareo toerana voatokana izato [kabarin' ny ministra MAKV, 2014/01/24] [5.mg.http://www.macp.gov.mg/blog/divers-kabary-am-panambadiana-tohiny-4/]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17