Teny iditra manintsivy (intsivy (sivy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamarina intsivy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Faire quelque chose pour la neuvième fois [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manintsivy
Ny lasa : nanintsivy
Ny hoavy : hanintsivy
Mpanahaka  manindroa ~ manintelo ~ maninefatra ~ manindimy ~ maninenina ~ manimpito ~ manimbalo ~ manimpolo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20