Teny iditra manioka (sioka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza rivotra mitsoka kely
Enti-milaza ny nify mararirary kely toy ny nisy rivotra tafiditra any anatiny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manioka
Ny lasa : nanioka
Ny hoavy : hanioka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05