Teny iditra manipakipa (kipakipa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manesotra na manendaka na manipy zavatra tsy misy fitandroana fanajana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manipakipa
Ny lasa : nanipakipa
Ny hoavy : hanipakipa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05