Teny iditra maniraka (iraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandefa: Efa naniraka olona hilaza io vaovao lehibe io aho
¶ Manendry, manome fahefana: Raisinay amim-panajana tokoa ianao tompoko, satria ny filohan' ny Nosy no naniraka anao
¶ Mahatonga: Marina tokoa fa Andriamanitra no naniraka ny safo-drano [Rajemisa 1985]
Endriteny 
maniraka
naniraka
haniraka
maniraha
Teny nalaina 

2013/04/04