Teny iditra manirakira (kirakira (kira))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikarakara ny antsipirian-javatra ao an-tokantrano, mividy ny kanonkanon-tokantrano [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manirakira
nanirakira
hanirakira
manirakirà

Teny iditra manirakirà (kirakira (kira))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manirakira [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/04