Teny iditra manirery (irery)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mipetraka irery tsy misy olona miaraka aminy: Inona no ataonao manirery eto? [1.1]
 Tsy misy namana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy To be alone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être tout seul [1.8]
 Esseulé, solitaire [1.13]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20