Teny iditra manirikiry (kirikiry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Minia mandà ny hevitr' olona iresahana mba hanorisorena azy: Tsy ta handray an-dRangahy io aho fa tsy manao afa-tsy ny manirikiry ahy izy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manirikiry
nanirikiry
hanirikiry
manirikiriza

Teny iditra manirikiry (kirikiry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga ho kirina, manorisory [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manirikiry
nanirikiry
hanirikiry
manirikiriza
Teny mitovy hevitra manakirikiry

2013/04/04