Teny iditra maniritra (iritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manitrika ao anaty rano, mandevina amin' ny fasana vonjimaika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
maniritra
naniritra
haniritra
manirita

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31