Teny iditra mañiritsa
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Manitrika anaty rano: Aza mahere mañiritsa piso fange ipitihan-drano feno volo (Aza dia fatra-panitrika saka anaty rano fandrao fendrahany rano misy ny volony) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31