Teny iditra manisa (sisa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanala] mamela sisa [Rakotosaona 1972]
 Mamela sisa: Tsy nanisa vary ho ahy lahy ny zokiko!
¶ Manokana, mitahiry: Lafoko ihany ny voasariko telo fototra, nefa aza matahotra fa nanisa iray harona ho anao aho [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manisa
nanisa
hanisa
Teny nalaina 

Teny iditra manisa (isa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milaza ny fitohizan' ny isa: Efa mahay manisa ny zanako
¶ Mijery ny isan-javatra na olona: Manisa ny mpianatra tonga ny mpampianatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to count [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay compter, énumérer, mettre au nombre. Mahay manisa sahady ity zaza kely ity: ce petit enfant sait déjà compter. [Abinal 1888]
 compter [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay compter: mamela tsiroaroa (compter deux par deux) [SLP 1986]
Voambolana 
Endriteny 
manisa
nanisa
hanisa
manisà
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Manisa ny entana aondrana sy ampidinina no tena vaindohan-draharahako teny amin' ny s/s "Chantilly". [Andriamalala: Ranomasina, takila 36]

Teny iditra manisà (isa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manisa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/04