Teny iditra manisatra (hisatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manakisaka na manakorisa mitsitapitapy; manosika no sady manozongozona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manisatra
nanisatra
hanisatra
manisara

2010/05/14