Teny iditra manisy (isy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara] manao, manorina: Mañisy trano [Rakotosaona 1972]
   Manampy, mametraka: Manisy siramamy ny ravimboafotsy ~ Manisy voninkazo eo ambony iatabatra
¶ Mamely, mamono amin' ny...: Manisy daka ny alika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to put in place; to cause to be [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   mettre, placer; faire exister [Hallanger 1974]
Endriteny  
manisy
nanisy
hanisy
manisia
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra manisy
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] misy [Rakotosaona 1972]

2012/06/07