Teny iditra manitakita (kitakita)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamelively, mandevilevy, tsy manao tsara fitondra [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra manakitakita

Teny iditra manitakita (kitakita)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandroaka olona na zavatra amin-katezerana, miteny na mibedy olona tsy misy fitandroankaja [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manitakita
nanitakita
hanitakita
manitakità

Teny iditra manitakità (kitakita)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manitakita [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/04