Teny iditra |
manitatra
(itatra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manalehibe, manalalaka, manely: Nanitatra ny tranony Rabe fanitombo ny zanaka aman-jafiny ~ Mahay manitatra ny fanjakany io mpanjaka io Mampitombo na habe na habetsahana: Manitatra ny fahalalana ny vakiteny Mampitombo filaza: Olona roa no maty tamin' ilay lozam-piarakodia teo Antanimena natal nolazaln' ny gazety fa valo; loza ny gazety sasany raha hanitatra
[1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | élargir, agrandir, exagérer, étendre [1.13]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manitatra |
Ny lasa : |
nanitatra |
Ny hoavy : |
hanitatra |
Filaza mandidy : |
manitara |
|
Ohabolana |
|