Teny iditra manitrika (sitrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano] manafina [Rakotosaona 1972]
 [ mañitrika ] [Sihanaka] manafina [Rakotosaona 1972]
 Mandentika: Manitrika ao anaty rano
¶ Manafina: Manitri-bola
¶ Mandevina: Amin' ny telo no hanitrika ny razana izahay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to dip, to submerge; to dive into water [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay plonger ou submerger dans l'eau; plonger
¶ cacher [Hallanger 1974]
Endriteny 
manitrika
nanitrika
hanitrika
manitriha
Teny mitovy hevitra manasitrika
Teny nalaina 

2013/04/04