Teny iditra manitsaka (hitsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Mihosy tanimbary [1.78]
 Manosy amin' ny tongotra: Aza manitsaka ny ahitra
Mandeha na mandia eo ambony: Raha vao nanitsaka ny tany nahalatsahan' ny tavoniny izy dia latsa-dranomaso
Manao tsinontsinona, maniratsira: Nanitsaka ny voninahitro iny Rangahy iny! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To trample on [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fouler aux pieds [1.8]
Ohatra Ny fihavanana toy ny fasam-Bazimba, ka izay manitsaka no kely ila; [2.69]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manitsaka
Ny lasa : nanitsaka
Ny hoavy : hanitsaka
Filaza mandidy : manitsaha
Kamban-teny 
Ohabolana 
Sary 

Teny iditra manitsaka (hitsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To disdain [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dédaigner [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manitsaka
Ny lasa : nanitsaka
Ny hoavy : hanitsaka
Filaza mandidy : manitsaha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27