Teny iditra manivoana (ivo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha mandalo eo anelanelany, eo afovoany
¶ Mahavoa eo amin' ny kendrena indrindra, eo amin' ny masony indrindra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manivoana
nanivoana
hanivoana
manivoàna

Teny iditra manivoàna (ivo)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manivoana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/04