Teny iditra manivoka (hivoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamatratra, mameno olona (ny trano) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manivoka
nanivoka
hanivoka
manivoha

2013/04/04