Teny iditra manizina (izina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampaniombona, manamaizina: Dia hanizina ny tranontsika va re io trano aorina eo anoloana io?
¶ Mamoritra, mampihitsoka, mandentika, manidy: Hamy herin' ny fahavalo, nanizina ny miaramilany tao amin' ilay hadilanana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manizina
nanizina
hanizina
manina

Teny iditra manizìna (izina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manizina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/04