Teny iditra manja
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Sora-javatra na volon-doko mainty mena, na mavo manopy volombatolalaka antitra: Mba tiako ny volon' iry soavaly manja iry
¶ (fiteny somary baranahiny) Tsara tarehy: Manja izany raha tovolahy [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  volo/colors/couleurs
Ohatra omby malaza manja volontakatra, izao no fahamasinana amy ny fiherezana; [Callet: Tantara]

Teny iditra manja
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fira-potsy atao eo ivohon' ny fitaratra mba hamerenany ny sarin-javatra eo anoloana: Manjam-pitaratra [Rajemisa 1985]
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny manja ity (1): Manja

Teny iditra Manja (manja)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany manja

Teny iditra Manja
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Famaritana frantsay Chef-lieu de sous-préfecture, à 287 km au nord de Tuléar et à 176 km de Morondava; 5240 habitants ... [Rajemisa 1966]
Haianarantany manja

Teny iditra Manja
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Famaritana malagasy jereo Rapatsalahy: Manja
Mpanoratra 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2017/10/19